Teny iditra | raikitra | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana ¶ Vita, tapakarehefa nodinihina sy nifénarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra ¶ Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [Richardson 1885] | ||||
sticking to something; agreed to [Hallanger 1973] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | attaché, collé, joint ¶ conclu, réglé, décidé ¶ conforme, juste [Abinal 1888] | ||||
collé, attaché ¶ agréé, sur quoi on est d'accord [Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny raikitra io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |