Teny iditra raiki-trosa (raikitra, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ananan' olona trosa be ka tsy mahaloa
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Having got into debt
  [Hallanger 1973] in debt
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] endetté

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31