Teny iditra railovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 491] [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso.
  [Hallanger 1973] a black songbird
  [3.1] black crested drongo
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] oiseau noir aux beaux chants
Fanazavàna teny anglisy  [Langrand: Birds takila 303] crested drongo
Fanazavàna teny frantsay  [Langrand: Oiseaux takila 349] drongo malgache
Voambolana 
Anarana siantifika Dicrurus forficatus
Ohatra  [FOFAFIPE: Haivola, takila 125] Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
Sary 

Teny iditra railovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] oiseau censé être le roi de [...]
Voambolana 
Ohatra  [FOFAFIPE: Haivola, takila 125] Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31