Teny iditra rain-jaza
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] (rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24