Teny iditra rainkona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy see raikona [Richardson 1885]
Ohatra Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. [Rapatsalahy: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/09