Teny iditra rairain-drihana
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hazo lavalava fanao lafidrihana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the beams of a flooring.
  [Hallanger 1973] (rairaindrihana) joists that support a floor; a support under the bottom
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 502] les poutrelles qui supportent le plancher
  [Hallanger 1974] (rairaindrihana) solive; support
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha] Hisy hanaovany hazo fisaka sy rairaindrihana ny vatany sy ny hanalalahany io tranony ankehitriny io.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23