Teny iditra rairain-drihana
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony rairay, rihana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lavalava fanao lafidrihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy the beams of a flooring. [1.2]
 (rairaindrihana) joists that support a floor; a support under the bottom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay les poutrelles qui supportent le plancher [1.3]
 (rairaindrihana) solive; support [1.8]
Ohatra Hisy hanaovany hazo fisaka sy rairaindrihana ny vatany sy ny hanalalahany io tranony ankehitriny io. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01