Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Kasika: Zaza tia rairay
¶ Fakana zavatra amin' ny tanana
¶ Fampidirana olona ao an-trano
Sampanteny 
Mpitovy hevitra ray
Ohatra  [Cohen-Bessy: Rakotovao] ka nampandaloviny azy tsy rairay, fa nilahatra no fandehany tamin'izany.
Teny nalaina 

Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Reduplication of ray
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 500] [duplicatif fréquentatif]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] petty thieving

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24