Teny iditra | raki-malala (rakitra, lala) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | izay rehetra tiana sy lalaina [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Thoughts kept in one's own heart, and only revealed to one's most intimate and trustworthy friends. [Richardson 1885] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny raki-malala io | ||
Teny iditra | Rakimalala | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||
Mpanoratra | Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon), 1955 | ||
Fanonta printy | Takila: 16. | ||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |