Teny iditra Ramandiamanana Alfred
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Teny fotony Ramandiamanana, Alfred
Fanazavàna teny malagasy Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) ( DMN, Ramangamalefaka) [3.1]
 Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka [2.313]
Voambolana 
Asa navoany 
Ramangamalefaka: Heloka roa ambin' ny folo na "tsy mipepo"
Ramangamalefaka: Solony sy sariny
Ramangamalefaka: Tsy manaiky aho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01