Teny iditra | Ramatoa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny zanakavavy voalohany:
Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo ¶ Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena ¶ Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa ¶ Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1] | ||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||
Fanafohezana | Rtoa | ||||
Tohi-kevitra | Andriamatoa | ||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Ramatoa io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25 |
![]() |