Teny iditra | rambon-tsaka rambon' alika (rambo, saka, alika) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny frantsay | antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany [Veyrières 1913] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |