Teny iditra randrankiary (randrana, kiary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpitovy hevitra kiary

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31