Teny iditra ranga maso
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-manondro ny maso kaodikaody
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 507] qui lève les yeux, qui a le regard craintif
Mpitovy hevitra ranga sofina
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 246] Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24