Teny iditra rango
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Lava mahia, lava manify
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] long et maigre
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny rango ity (2): Andrangoloaka, Andrangovato

Teny iditra rango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra

Teny iditra rango
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a word for anefa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31