Teny iditra | rangomaina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1] | ||
taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The blade-bone, the scapula [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | omoplate [1.13] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | rangomaina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | the hair plaited without being oiled or greased [1.2] | ||
Voambolana | Fandram-bolo | ||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |