Teny iditra | rangorango (rango) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | long et maigre [1.3] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | rangorango (rango) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fakana zavatra tsy miera amin' ny tompony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | action de prendre sans permission, comme les enfants dans la maison [1.3] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | rangorango (rango) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/24 |
![]() |