Teny iditra Rangory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra  [Callet: Tantara, takila 629] Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 154] izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao.

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1 [Fox: Hainteny, laharana 56] Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha

2 [Fox: Hainteny, laharana 174] matesa anie aho ray itsiana
fa nitokana ilay toa-tsiary
ary Rangory nilaiko tsy nety
izaho nila tsy tia loatra


Teny iditra Rangory
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Rangory
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Mpanoratra Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/04