Teny iditra |
ranitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka ¶ Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | sharpness, keenness of edge. See Rangitra. [Richardson 1885]
|
| sharpness [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est bien tranchant [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
rañitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Rakotosaona 1975]
|
|