Teny iditra | ranjo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | the leg from knee to ankle [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | la jambe du genou à la cheville [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | ranjo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [Richardson 1885] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Dracaena reflexa | ||||
Mpitovy hevitra | tavivolalahy ~ tsimitrona ~ tsihasinkasina | ||||
Teny iditra | ranjo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. Par exemple dans le proverbe : Tsy ny maty no ranjoana fa ny velona : formule consacrée lors des funérailles. [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Teny iditra | ranjo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Dracaena reflexa | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/01 |
![]() |