Teny iditra |
rano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [Richardson 1885]
|
| water; liquid [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | eau; liquide [Hallanger 1974]
|
| [Sakalava-Mayotte]
eau [Andilidine: Lexique (takila R)]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
rano
ranoko
ranonao
ranony
ranontsika
ranonay
ranonareo
ranon'
ranon-
ranom-
| |
-drano
-dranoko
-dranonao
-dranony
-dranontsika
-dranonay
-dranonareo
-dranon'
-dranon-
-dranom-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
rano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres.
On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens.
Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose,
nato, etc.
La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers.
Par exemple :
ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
rano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a child that dies under two years of age [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
rano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a disease supposed to arise from water [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
rano
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
raño
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
sakaiza
[Rakotosaona 1975]
|
|