Teny iditra rano an-kitsak' akoho (rano, hitsaka, akoho)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] rano pitiny kely, enti-milaza koa zavatra kely tsinontsinona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Lit. the water lodging where a fowl's claws have been; fig. not to be of the same mind
Mpitovy hevitra rano an-tsofimbasy

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24