Teny iditra rano an-tsahafa (rano, sahafa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Business of agreements made by persons as to the place of doing something

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24