Teny iditra rano an-tsofimbasy (rano, sofina, basy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] rano pitiny kely, enti-milaza koa zavatra kely tsinontsinona
Mpitovy hevitra rano an-kitsak' akoho

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24