Teny iditra ranofotsy (rano, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina.
Fanazavàna teny anglisy [ rano fotsy ] [Richardson 1885] [Provincial] A word for riana
¶ In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season.
Fanazavàna teny frantsay [ rano fotsy ] [Abinal 1888] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées
Sampanteny 
Ohatra  [Callet: Tantara] Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza:

Teny iditra Ranofotsy (rano, fotsy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -25.1166667, 46.7
-21.4166667, 43.9666667
-20.4, 46.7666667
-17.6, 48.6666667
Haianarantany rano, fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31