Teny iditra ranoiray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985 takila 818] jereo ranoray
Ohatra  [Andriamalala: Taolambalo] Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia.

Teny iditra rano iray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [] jereo ranoray

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24