Teny iditra ranoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra ranoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3]
Voambolana 

Teny iditra ranoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
 zaka afaka mikoriana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay liquide, fluide [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpitovy hevitra ara-dranoka

Fivaditsoratra rokàna, ronaka, ankora, korana

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/11