Teny iditra rano mandeha (rano, leha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana
Mpitovy hevitra rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24