Teny iditra rano mandeha
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony rano, mandeha
Fanazavàna teny malagasy ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana [1.1]
Mpitovy hevitra rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01