Teny iditra ranomandry (rano, andry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
¶ Fomban-domano misosa
¶ Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [ rano mandry ] A thin film found on water
¶ a word used for ice
¶ a mode of carrying palanquin.
  [Hallanger 1973] ice
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] glace
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Noiret: Ibonia 1993] ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 49] Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny.

Teny iditra Ranomandry (rano, andry)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85
Haianarantany rano, mandry

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/22