Teny iditra rano maria
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony rano, maria
Fanazavàna teny malagasy ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
 [ ranomaria ] rano mafy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Water flowing swiftly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ ranomaria ] rapide [1.13]
Mpitovy hevitra rano mandeha
Ohatra Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436]

Fivaditsoratra Mariarano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01