Teny iditra ranomaso afefy heloka (rano, maso, fefy, heloka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony
Mpitovy hevitra ranomaso manentsin-keloka

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24