Teny iditra ranomaso teren-tsetroka (rano, maso, tery, setroka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tsy tena alahelo fa vokatry ny zavatra hafa no itomaniana

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24