Teny iditra ranomaso tsy miaraka amam-paty (rano, maso, tsy, araka, amana, faty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza fa tsy mety raira tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe "haingo diso an' Iarivo")

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24