Teny iditra rano monina (rano, monina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] rano tsy misy ivoahany ao amin' ny dobo na kamory
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] A standing pool or lake
Mpitovy hevitra rano mihandrona

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24