Teny iditra ranon' ampango (rano, ampango)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] [ ranonampango ] ranovola
  [Rajemisa 1985] rano nampangotrahina miaraka amin' ny ampango ka manjary mivolom-bolamena antitra ary fisotro manana tsiro sy hanitra manokana (atao koa hoe ranovola)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [ ranon-ampango ] the water poured on the rice ventin-ampango.
¶ Water added to the rice which adheres to the sides of the pot in cooking.
  [Hallanger 1973] water poured on the burnt rice and used as a drink; also called ranovola
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] eau chauffé dans un pot avec le ampango ; on dit aussi ranovola
  [Boiteau 1997] [Merina] (de ampango : croûte qui reste adhérente à la marmite après la cuisson du riz). Nom de la boisson obtenue en faisant bouillir de l'eau avec la croûte de riz qui reste adhérente à la marmite. Encore appelée ranovola. On la boit traditionnellement à la fin du repas.
Mpitovy hevitra ranovola

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24