|
|
|
|

Entrée1  ranonando
Mots élémentaires  2  rano, ando
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra [1.1]
5  [ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando [1.1]
Explications en français  6  la rosée [1.3, 1.13]
Exemples  7  Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
8  Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472]
Mots composés 

Anagrammes  10  anandrono, anondrano, anondroan, nandoroan, nanondroa, ranonando

Mis à jour le 2023/07/31