Teny iditra ranon-kazo (rano, hazo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] sève
  [Boiteau 1997] la sève qui s'écoule des arbres
Voambolana 
Ohatra  [Rajemisa: Fiteny 4] mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24