Teny iditra ranonoram-baratra (rano, orana, varatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] The heavy rain accompanied with thunder.
Voambolana 
Ohatra  [Rajohanesa: Kintana] Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24