Teny iditra rano tsilany (rano, tsilany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
¶ (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31