Teny iditra rano velona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana
Teny nalaina 

Teny iditra rano velona
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/25