Teny iditra |
ranto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [Richardson 1885]
|
| trade done in travelling [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ranto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tora-pasika amoron-dranomasina [Rakotosaona 1975]
|
| [Sakalava]
Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [Rajemisa 1985]
|
|