Teny iditra |
rantsana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty ¶ Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
|
| a branch [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | branche [1.8, 1.13]
|
| branche d'un arbre [1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
1 | fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
|
2 | Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
[2.895]
|
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|