|
|
|
|

Entrée1  rantsan-tanana
Mots élémentaires  2  rantsana, tanana
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Biologie
Explications en malgache  5  Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
6  ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1]
Explications en anglais  7  the fingers [1.2, 1.7]
Explications en français  8  les doigts [1.8]
9  doigt [1.13]
Exemples  10  Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#]
11  voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#]
Mots composés 
Holonyme 
Méronymes 

Mis à jour le 2024/06/18