Teny iditra rantsan-tongotra (rantsana, tongotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] (rantsantongotra) Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
¶ Ireo rantsana folo amin' ny tongotra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] the toes
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] les doigts du pied
Voambolana 
Mpanahaka  rantsan-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24