Teny iditra raofia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a palm. Same as maivanaty, fomby, and rofia [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay mauvaise prononciation de rofia [Abinal 1888]
  [Sakalava] ( rao veut dire rugueux et ne s'applique pas au rafia qui est lisse. Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Raphia ruffia
Tsipelina hafa 
Ohatra Ary ao avaratry Manjakamiadana no voavoatra hihaonana, ka nasieny Raofia sy Voasary mamoa nentiny mbam-potony, ary voninkazo naravaka, ka nataony efajoro, ka nasiana tabolio ao anatiny, ka natao manodidina. [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05