Teny iditra | rarafana (raraka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarafana ranovoahasina ny mpiangona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | rarahana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |