Teny iditra raraka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
¶ Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] spilled, scattered
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 513] répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
¶ Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné
  [Hallanger 1974] éparpillé
Sampanteny 
Haiendriteny 
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
ho raraka
ho rarako
ho rarakao
ho rarany
ho raratsika
ho rarakay
ho rarakareo
ho rarak'
ho rara-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: I Vola, takila 119] Raraka tamiko ny antsasak' ilay rano.
2 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 102] Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31