Teny iditra | rarangy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hazakazaka fanaon' ny mpilanja filanjana ¶ Hazakazaka mafy: Ireo onja vaventy, toa revo misangy, / Mamelon-drarangy (Jean Narivelo) [1.1] | |||
hazakazaka [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | course [1.13] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rarangy io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |