Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] anjara
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fizaran-kena
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] zara na fizarana, anjara
  [Rajemisa 1985] Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina.
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] ahitra, tavony
Voambolana 

Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Bara] (de rasa : partage de la viande ; le bois servait à faire des plateaux à découper). Weinmannia hildebrandtii Baill. (Cunoniaceae). Beau bois rouge, bien veiné.
Voambolana 
Anarana siantifika Weinmannia hildebrandtii

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31